Fameloma maso sy fanamafisana ny Tsanganana Tily
- Mpikambana ara-dalàna
25 278 (2024) → 29 476 (2025) → 27 761 (2026) · tanjona +10 % mbola mila tratrarina
- Faritany vaovao
Melaky, Agnivon'ny Pangalana, Matsiatra Iarindrano · Betsiriry, Vonizongo eo am-pandaharana
- Lasin-jobily 90 taona
Lovitao 2 910 (2 250 lovitao) · Mpiandalana 620 (46 skoto anglisy) · fahafaham-po ambony
- Fanamiana, marika & fiantohana
Fiantohana 4 000, fizarana 2 500 · lisitra beazina voaantoka (Ny Havana)
- Famokarana
Botika Tily 3 efa misokatra: Analamanga Atsimo, Analamanga Andrefana, Atsinanana
- Ambaratonga sy talenta
Ambany ny taham-pahazoana: 2 500 amin'ny 20 580 (12,14 %)





