Lasy fankalazana ny faha-90 taonan'ny Sampana Mavo sy Mena — Aogositra 2026. Fahatsiarovana an-tsary ny fifaliana, ny firahalahiana ary ny fanompoana.
Tanana kely mahay, nahandro, kolo vatana, Soratra Masina.
Dia an-tongotra, asa firotsahana, tanindrazana, trandraka talenta.
Fihaonana amin'ny vahiny Anglisy sy Rosiana — firahalahiana manerantany.
Fanajana ny ankizy tsirairay, fanitsiana isan'andro, fotoana voahaja.
Ny sary rehetra amin'ny habe tany am-boalohany dia azo sintonina ao amin'ny Google Drive.